| Teny iditra | 1 miretsika |
| Fototeny | 2 retsika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mandre volivoly
8 Mihahohaho be dia be mihetsika: Miretsika ny olitra ao anatin' ity voasary ity 9 (valiha) Maneno mahafinaritra: Misy valiha henoko miretsika vao maraina [1.1] |
| Tovy hevitra | 10 miretsidretsika |
| Fikambanana | 11 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe miretsika |
| Fivaditsoratra | 12 kemaritsy, 13 marikitse, miretsika, 14 mitsikera, mitsikerà |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|