| Teny iditra | 1 miretsidretsika |
| Fototeny | 2 retsidretsika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mandre volivoly
8 Mihahohaho be dia be mihetsiketsika: Miretsidretsika ny olitra ao anatin' ity voasary ity 9 (valiha) Maneno mahafinaritra: Misy valiha henoko miretsidretsika vao maraina [1.1] |
| Tovy hevitra | 10 miretsika |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|