|
|
|
|

Teny iditra 1  miriaria
Fototeny  2 riaria
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikarenjy sy milalao amin-kafaliana: Miriaria eran' ny ala ny voron-kely [1.1]
Ohatra  9  Nohafatrafarany mba hivavaka tsara ho an-drainy izy ireo mba hiarahany miriaria aminy. [2.470#61]
10  Nahoana no tsy itiavanao hiara-miriaria amiko? [2.5]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe miriaria

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20