|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  miridana
Fototeny  2 ridana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Milefa mandositra betsaka indray miaraka: Niridana ny mpianatra raha vao velona ny lakolosy [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  miridàna
Fototeny  10 ridana
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miridana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  12 amiandry, 13 madraiñy, 14 manidira, 15 miandria, 16 miradiña, miridàna, miridana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19