| Teny iditra | 1 miridiridy |
| Fototeny | 2 ridiridy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Henjana tsy mety miketraka: Miridiridy loatra io tady io
9 Mijoro tsy azo folahina, henjana, mihinjitra, miziriziry: Niridiridy teo antokonana teo izy fa tsy nety niditra [1.1] |
| Ohatra |
10 Ny lalana mody zorina, hoy indray I Lidy, mbola miridiridy amin' ny hasosorany.
[2.470#84]
|
| Fivaditsoratra | 11 midiridiry, miridiridy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|