|
|
|
|

Teny iditra 1  mirimorimo
Fototeny  2 rimorimo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miezaka, mihazakazaka, miriotra, mimaona: Mirimorimo ny soavaly
9 Misafoaka: Raha vao tohina izy dia mirimorimo
10 Mimonomonona: Mirimorimo ny tandrimo
11 Mifioka, mibizizioka: Nirimorimo ny vaton' ny antsamotady ka taitra daholo izay rehetra tao [1.1]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mirimorimo, 13 miromiromy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21