|
|
|
|

Teny iditra 1  miringiringy
Fototeny  2 ringiringy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miteronterona, mitsangana amin' ny rantsantongotra: Niringiringy teny ambony tamboho ny anao lahy ka nianjera
9 Miavona ka mirehareha foana [1.1]
Ohatra  10  Aoka isika ry havana
mba tsy hisaraka an-tendrombohitra avo
ary tsy hisaraka ambonin'ny vato miringiringy
ary tsy hifandao an-tanety
fa akory kosa ity hadilana-mahia
ka mampisaraka antsika?
[2.131]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21