| Teny iditra | 1 ringiringy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Toerana avo; ny eny an-kavoana misy hantsana
15 Teronterona 16 Rehareha, avonavona [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 Les grandes élévations, les hauteurs, les éminences
18 figuré: fierté, orgueil [1.3#535] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|