|
|
|
|

Teny iditra 1  miriorio
Fototeny  2 riorio
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Antesaka] mivezivezy [1.78]
9 [Bara] mirenireny [1.78]
10 [Tanosy] mirenireny, mivezivezy [1.78]
11 Mirenireny, mandehandeha tsy misy toniany, mirendrena, mivoivoy
12 Mivily any amin' ny tsy izy, mibirioka: Tsy mahagaga izy raha miriorio fa mbola tanora fanahy
13 Mandeha atsy mandeha aroa, tsy mitombina amin' ny zavatra iray: Rehefa Rangahy iny no tonga, miriorio foana ny resaka atao [1.1]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21