|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  riorio
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  19 Fivezivezena eny rehetra eny; firenirenena foana
20 Fitenitenenana na fanaovan-javatra kitoatoa, befahatany. [1.1#833]
Fanazavàna teny anglisy  21 wandering [1.2#518, 1.7]
22 rambling, roving [1.2#518]
Fanazavàna teny frantsay  23 Action de se promener de côté et d’autre, de flâner, de rôder
24 figuré: action de parler à tort et à travers [1.3#535]
25 action de rôder par-ci par-là [1.8]
Tovy hevitra  26 renireny, vezivezy

Teny iditra (2/2) 27  riorio
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny malagasy  29 [Provincial] Tady ampifamatorina hiarovana ny vorona tsy hihinana ny voly [1.1#833]

Fivaditsoratra  30 iroroy, 31 oriory, riorio

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22