|
|
|
|

Teny iditra1  miriorio (riorio)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  mivezivezy [Taisaka] [1.78]
4  mirenireny [Bara] [1.78]
5  mirenireny, mivezivezy [Tanosy] [1.78]
6  Mirenireny, mandehandeha tsy misy toniany, mirendrena, mivoivoy
7  Mivily any amin' ny tsy izy, mibirioka: Tsy mahagaga izy raha miriorio fa mbola tanora fanahy
8  Mandeha atsy mandeha aroa, tsy mitombina amin' ny zavatra iray: Rehefa Rangahy iny no tonga, miriorio foana ny resaka atao [1.1]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny miriorio io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20