|
|
|
|

Teny iditra 1  miripaka
Fototeny  2 ripaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Voany betsaka; maty daholo, ringana, levona, lany: Niripaka ny akoho tao an-tanàna tratran' ny barika [1.1]

Fivaditsoratra  miripaka, 9 mpiraika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20