Teny iditra mirivorivo (rivorivo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay Violent et répétés à plusieurs repri [...] [tohiny 1.5]
Ohatra Vao vita izay, tora-bato mirivorivo no namely ny varavaranay tandrifin' ny arabe. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mirivorivo, mirivorivon', mirivorivon-, mirivorivom-
Ny lasa : nirivorivo, nirivorivon', nirivorivon-, nirivorivom-
Ny hoavy : hirivorivo, hirivorivon', hirivorivon-, hirivorivom-
Tovy hevitra mandrivorivo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20