|
|
|
|

Teny iditra1  mirodorodo
Fototeny  2  rodorodo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mandeha maso miaraka na mirimorimo ka mitabataba be amin' izany: Inona àry izany mirodorodo any atsinanana any izany?
5  Miasa haingana, mirotoroto [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  midorodoro, mirodorodo, rodorodoim

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05