|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mirohona
Fototeny  2 rohona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikotroka, na midaondaona any lavitra mandeha miara-be [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  mirohòna
Fototeny  10 rohona
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirohona [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  12 mihorona, mihoròna, mirohona, mirohòna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19