|
|
|
|

Teny iditra 1  mirongatra
Fototeny  2 rongatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Miseho indray miaraka (enti-milaza indrindra ny aretina misy votrovotro, toy ny kitrotro, bonibony): Nirongatra anikeheo ny kitrotron' i Bao kely
8 Mandositra mamaky vala: Nirongatra ny ombin-dRakoto halina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to rush out in a mass or a crowd [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 se montrer ou sortir tous à la fois [1.8]
Mpanahaka  11  mandrongatra
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22