| Teny iditra | 1 miroso |
| Fototeny | 2 roso |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mifindra eo aloha
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to go ahead: to proceed
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 s'avancer; avancer
[1.8] |
| Fikambanana | 11 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe miroso |
| Fivaditsoratra | miroso, 12 misoro |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|