|
|
|
|

Teny iditra 1  mirotsaka
Fototeny  2 rotsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Milatsaka (orana): Mijanòna fa efa mirotsaka ny orana
9 Milatsaka: Nirotsaka ho zandary izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to fall; to join up, to offer one's services [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 tomber dedans, dégringoler; s'enrôler, devenir membre [1.8]
Ohatra  12  mirotsaka daholo na lahy na vavy amin' izany. [2.472#53]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 kamositra, mirotsaka, 15 misatroka, 16 misokatra, 17 mitsoraka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21