Teny iditra |
misabaka
(sabaka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mijoro ka ahataka ny tongotra roa ho malalaka ny elanelany: Misabaka fandeha izy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To straddle;
to open, as a stepladder, a compass, etc [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Avoir les jambes écartées;
s'écarter comme les branches d'un compas,
d'une échelle pliante [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
misabaka |
Ny lasa : |
nisabaka |
Ny hoavy : |
hisabaka |
Filaza mandidy : |
misabakà |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
misabakà
(sabaka (baka))
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misabaka
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|