|
|
|
|

Teny iditra 1  misafelika
Fototeny  2 safelika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miolika, miolaka, tsy mandeha mahitsy fa mihodina: Nisafelika tany ambadiky ny trano no nahatongavako ka tsy hitanao ~ Misafelika ny renirano
9 Mivily, mihodivitra: Soa ihany fa nisafelika ny balan' ny fahavalo ~ Lalana misafelika
10 Manao teny be olakolaka: Nahoana moa ianao no misafelika rehefa miteny fa tsy roba mitsotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 used also for mifelika [1.2]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21