|
|
|
|

Teny iditra 1  misafidy
Fototeny  2 safidy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mifidy, maka izay tiana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to make a choice, to make a decision [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 faire un choix; prendre une décision [1.8]
Ohatra  11  Fahafahana misafidy antokom-pivavahana. [4.27#]
12  Koa ireo ary ny fanazavazavana kely, koa anao no misafidy azy! [1.381#]
13  Mahazo misafidy ny mpirary am-panam-badiana, raha tiany ny hisafidy. [2.245#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20