| Teny iditra | 1 safidy |
| Fototeny | 2 fidy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Fahafahan' ny sitrapo maka izay tiany amin' ny zavatra anankiroa eo anoloany na atolotra azy: Manan-tsafidy hanao ny tsara na ny ratsy ny olombelona
10 Fifidianana malalaka: Anao ny safidy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 choice.
[1.2] 12 freedom of choice [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 liberté de choix
[1.8] |
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe safidy |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|