|
|
|
|

Teny iditra 1  misafoaka
Fototeny  2 safoaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitroatry ny hatezerana mafy, entanin' ny hatezerana, tezitra mafy: Nisafoaka ny anao lahy roba vao nahare izany teny izany [1.1]
Ohatra  9  Very izahay fa inona eo afovoan' ny ranomasina misafoaka moa izay sambo kely tsy ampy fitaovana? [2.471#12]

Fivaditsoratra  misafoaka, 10 misakafoa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20