|
|
|
|

Teny iditra 1  misafofoka
Fototeny  2 safofoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mianjera
8 Voan' ny aretin-tampoka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 Tomber, être saisi d’une attaque [1.3#556]
Ohatra  10  Raha mbola nitebiteby tao anatin' ny loza toy izany izy ireo, ka ny saina toa tonga adala tsy nahevitra na inona, na inona, ary ny maso tsy nijery afa-tsy ity rano misafofoka miakatra tsy azo tohaina, mitondra ny fahafatesana hanarona sy hipaoka ary hitelina sy handrapaka azy; [2.587#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20