|
|
|
|

Teny iditra 1  misafontina
Fototeny  2 safontina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mihodina miverimberina, miverina indray (zavatra efa lasa): Nisafontina indray ilay rivo-doza natao ho efa lasa tany an-dranomasina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 used for mifontina [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20