|
|
|
|

Teny iditra 1  misafosafo
Fototeny  2 safosafo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandambolambo zavatra amin' ny tanana: Nisafosafo ny lohan-janany Rasoa
9 Mirefarefa: Misafosafo amin' ny tany ny moron-tongotr' akanjonao fa ampakaro
10 Vorona na fiaramanidina raha hikasika ny tany: Nahafinaritra ny nijery ilay vintsy nisafosafo teny ambony rano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to caress, to stroke or pat affectionately [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 caresser avec la main, passer la main dessus [1.8]

Fivaditsoratra  13 mifosafosa, misafosafo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20