|
|
|
|

Teny iditra 1  misafotaka
Fototeny  2 safotaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Misy loto mifotetaka: Mahatsikaiky ny mijery ny tarehin' ny zazakely misafotaka rehefa avy mihinana tavinkena [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20