|
|
|
|

Teny iditra1  safotaka
Fototeny  2  fotaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Loto misolitika amin' ny tarehy na ny rantsam-batana na amin' ny vava
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Anarana :

Fivaditsoratra  7  safotaka, tafasoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21