|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  misahana
Fototeny  2 sahana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miandraikitra, manatrika, mamonjy raharaha maro miaraka: Tsy afaka hisahana ny sakany sy ny lavany aho [1.1]
[1.320#]
Fanazavàna teny frantsay  9 Faire face à plusieurs travaux à la fois [1.3#557]
Ohatra  10  Ny Minisitra misahana ny Fitsarana no Filoha lefitra. [1.320#]
11  Fikambanam-barotra misahana ny fitaterana an-tsambo no niasany [2.583#6]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe misahana

Teny iditra (2/2) 13  misahaña
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  15 [Tanala] manohatra, manandrana [1.78]

Fivaditsoratra  16 mahasina, 17 masahina, misahaña, misahana, 18 samahina, 19 simahana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/17