Teny iditra | 1 misakelika |
Fototeny | 2 sakelika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitondra (zavatra) ao ambany helika: irỳ zazalahy misakelika boky irỳ ve zanakao? [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to carry under the arm. [1.2] 6 to carry under the arm; to escort a woman who holds one's arm [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 porter sous l'aisselle; escorter une femme en donnant le bras [1.8] |
Ohatra |
8 Mody misakelika entan-kely izy manao izany, moa va tsy tahiry sarobidy tokoa ka atahorany ho voadona na sakain' ny mpangarom-paosy. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny misakelika io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |