|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  misalondona
Fototeny  2 salondona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Fano rahona, manjombona
9 Misaron-doha amin' ny lamba [1.1]
Tovy hevitra  10 misalondo

Teny iditra (2/2) 11  misalondòna
Fototeny  12 salondo
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misalondona [Fitanisana]

Fivaditsoratra  misalondòna, misalondona

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13