|
|
|
|

Teny iditra misaly (saly)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihantona na apetraka eo ambony afo; mainina (hazandrano) eo ambony fatana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misaly
Ny lasa : nisaly
Ny hoavy : hisaly
Tovy hevitra misalisaly

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20