Teny iditra misalisaly (salisaly)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mihantona na apetraka eo ambony afo; mainina (hazandrano) eo ambony fatana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misalisaly
Ny lasa : nisalisaly
Ny hoavy : hisalisaly
Tovy hevitra misaly

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05