|
|
|
|

Teny iditra 1  misambotra
Fototeny  2 sambotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao izay hahazoana biby na vorona izay mandeha mafy, manidina, na mandositra; manenjika: Misambotra voangory ny ankizy rehefa hariva maizimbava vilany
9 Maka na mandray olona nahavita heloka; mibeda: Tonga ny polisy dia nisambotra ilay olon-dratsy
10 Mangataka vola na haninkohanina amin' olona, izay mbola haverina na hosoloana rehefa misy: Nisambotra valopolo tamiko Rakoto fa hadinony tany an-trano, hono, ny poketrany ~ Tonga teo Rasoa nisambo-bary fa rahariva, hono, hosoloany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to capture; to borrow (when the thing borrowed is to be replaced, money) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 faire prisonnier, capturer; emprunter (quand la chose sera remplacée, comme le riz ou l'argent) [1.8]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe misambotra
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21