|
|
|
|

Teny iditra 1  misampotina
Fototeny  2 sampotina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Misafotofoto misaritaka: Taratasy misampotina
8 Misangodingodina, mitambolimbolina: Oadray ity vovoka misampotina noho ny tadio nandalo teo iny! [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 Etre embrouillé, entortillé, tournoyer, tourbillonner: Misampotina ireo tady ireo (Ces cordes sont embrouillées) ~ Jereo io vovoka misampotina io (Regardez cette poussière qui tourbillonne) [1.3]
Tsipelina hafa  10 misampontina

Fivaditsoratra  misampotina, 11 mpianatsimo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22