|
|
|
|

Teny iditra 1  sampotina
Fototeny  2 fotina
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  21 Fisaritahan-javatra, fandehanan-javatra (toy ny rivotra na rano...) tsy milamina, sady tsy mandroso hatrany fa miverina indray [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  22 Embrouillement des objets, des paroles, entortillement, tournoiement du vent, de l’eau [1.3]

Fivaditsoratra  23 atsimpona, sampotina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20