| Teny iditra | 1 misandoka |
| Fototeny | 2 sandoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Milaza tena ho izao na izao: Nisandoka ho iraky ny manam-pahefana izy
9 Milaza tena, mihambo ho tompon-javatra iray, nefa tsy izy: Nisandoka ny antsasaky ny tanimbariko izy fa zanak' olona mpirahalahy, hono, izahay [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to pose as another person
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 se donner pour ce qu'on n'est pas
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|