| Teny iditra | 1 misandrahaka |
| Fototeny | 2 sandrahaka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mirantsandrantsana, misampantsampana: Tsy misandrahaka firy io hazo io
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 same as mirahaka
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 rayonnant
[1.13] |
| Ohatra |
10 Toa fakan-kazo maina ireo lalan-drà lehibe sy kely misandrahaka amin' ny tenany.
[2.470#147]
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|