|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  misangodina
Fototeny  2 sangodina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihodinkodina eo an-toerana ihany: Hosoloako ity tandrimoko ity fa tsy misangodina tsara'
9 Mivezivezy, mivoivoy: Misy tovolahy iny misangodina lava ao atsinanan-trano ao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to swirl, to whirl [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 tourner comme une toupie [1.8]

Teny iditra (2/2) 12  misangodìna
Fototeny  13 sangodina
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misangodina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  misangodina, misangodìna, 15 misongadìna, misongadina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19