|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  misaoka
Fototeny  2 saoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 (akanjo) Misy tapa-damba hanalalahana azy: Tsy akanjo misaoka velively ity, aoka ho fantatrao [1.1]

Teny iditra (2/2) 8  misaoka
Sokajin-teny  9  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  10 [Sihanaka] mikasika [1.78]

Fivaditsoratra  11 kamaosy, 12 makoasy, misaoka, 13 misoaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20