|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  misaona
Fototeny  2 saona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampiseho na mitondra mariky ny alahelo noho ny fahafatesan' ny havana: Mbola misaona ny nenitoany izy ka tsy mety mandihy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to mourn the dead [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 être en deuil de [1.8]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe misaona
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 13  misaonà
Fototeny  14 saona
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misaona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 amasony, 17 amisano, 18 masoina, 19 miosaña, misaona, misaonà, 20 omasina, 21 samoina, 22 somaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/21