Teny iditra | 1 misara-tsaina |
Singan-teny | 2 misaraka, saina |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 enti-milaza olona maro tsy miray hevitra fa misy fisarahana sy elanelana ara-piheverana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to be of different opinions [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 être d'avis différents [1.8] |
Tovy hevitra | 7 misara-kevitra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25 |