Teny iditra misara maina
Singan-teny misara ; maina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Misaraka tsy nisy zavatra raikitra na nifanarahana; samy miala tsy misy na inona na inona vita [1.1]
Tovy hevitra misara-poana ~ misara-potsiny

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/22