| Teny iditra | 1 misasasasa |
| Fototeny | 2 sasasasa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Miteraka na mamoaka feo toy ny feon' ny orana avy na ny an' ny rano mandeha haingana amin' ny fikorianany
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 produire un bruit léger, comme celui de la pluie qui tombe, des feuilles agitées par le vent, d'une barque qui fend l'eau.
[1.3] |
| Ohatra |
9 ny feo mikarantsana, miatoato na misasasasa toa tsy ho azo tohaina.
[2.356#208]
10 Harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany. [2.499#25] |
| Voambolana | 11 Feo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17 |
|