|
|
|
|

Teny iditra 1  misasy
Fototeny  2 sasy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manisy sasiny (na fitenenana izany na boky na hira)
9 Manesoneso kely
10 Mandahatra amim-pahakingana mba hisarika ny olona [1.1]

Fivaditsoratra  misasy, 11 Simsay, 12 Sismay

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20