| Teny iditra (1/3) | 1 sasy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
12 Fanaovana kely mialoha sahady izay atao, ho fanomanana sy fandantolantoana: Aza be sasiny rehefa hiteny, fa avy hatrany dia vantano
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 an introduction, preliminaries
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 introduction, préliminaires
[1.8] |
| Fikambanana | 15 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe sasy |
| Teny iditra (2/3) | 16 sasy |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 [Sihanaka] hiram-paty
[1.78] 19 Rira fiandrasam-paty [1.1] |
| Mpanahaka | 20 bazeha, 21 raloba |
| Teny iditra (3/3) | 22 sasy |
| Sokajin-teny | 23 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
24 [Tanosy] intsony
[1.78] |
| Fivaditsoratra | sasy, 25 sisa, Sisà, Sisa |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|