|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  misatry
Fototeny  2 satry
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Manao araka ny sitraky ny fo, ny danin' ny kibo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to act according to one's good pleasure [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 agir selon son bon plaisir [1.8]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe misatry

Teny iditra (2/2) 11  misatry
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 [Tanosy] mody [1.78]

Fivaditsoratra  14 maritsy, misatry, 15 misitra, 16 mitsira

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20