|
|
|
|

Teny iditra 1  mody
Fototeny  2 ody
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Antesaka] miverina [1.78]
9 Miverina any amin' ny tany niaviana, tanàna na trano onenana, rehefa avy niasa na nianatra na nivahiny: Efa lasa nody daholo ny mpianatra ~ Mody isan-kariva ny mpiasa
10 Miseho ho toy ny: Mody mihaino i Koto, nefa ny sainy any Ankaratra
11 Maka tahaka: Mody adala, mody maty ny anao lahy
12 Miova ho, manjary: Nody divay ny rano tany Kanà raha vao niteny ny Tompo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 to go home, to return home; to pretend to be what one is not. [1.2]
14 to go home, to return; to change into something else; to pretend [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15 rentrer chez soi, retourner à la maison; se changer ou muer; prétendre [1.8]
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 28 misy ny teny hoe mody
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 domy, mody

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21