Teny iditra misava ranonando
Singan-teny misava ; ranonando
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny aloha indrindra amin' ny mpandeha ka mampihintsana ny ranonando -- na olona nalefa hidinika mialoha momba ny zavatra kasaina hatao [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05