|
|
|
|

Teny iditra 1  misavasava
Fototeny  2 savasava
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Manala na mampihataka izay manelingelina: Tsy maninona aho akory fa misavasaua ny raviny hahitana ny fotony [1.1]

Fivaditsoratra  misavasava, 8 mivasavasa, mivasavasà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19